Sadc – Sambo

0

Miantso ny fanjakana malagasy ny vondrona Sadc hanafoana ny fifanaovan-tsonia tamin’ny orinasa sinoa, fifanarahana hitrangaka ny fari-dranomasin’i Madagasikara mandritra ny 10 taona. Tsy hiteraka fampandrosoana ho an’ny firenena malagasy ary tsy nisy fankan-kevitra nialohan’izany raha ny fanambarana navoakan’ny Sadc.