Sambo Flying

0

Raha toa ka nisintaka nanalavitra ny morontsirak’i Madagasikara ilay sambo Flying nanomboka ny faha 23 ny volana Novambra lasa teo, niverina nanantona indray izy nanomboka omaly sy andraony. Io sambo FLYING, Pavillon PANAMA io izay mikasa haka sy hampiakatra bolabolana Andramena an-tsokosoko avy eto Madagasikara.