Sandan’ny EURO iray : niakatra ho 4 079 Ariary

0

Tsy nitsaha- mikatra ny sandan’ny vola Euro tato ho ato, tao anatin’ity volana Oktobra ity nahitam-piakarana hatramin’ny 91 Ar izany. Fiakarana izay midika ho fihenan’ny sandam-bola Ariary hatrany ary misy fiantraikany lehibe amin’ny toe-karena Malagasy, hoy ny mpahay toe-karena.