Accueil Politique SECES Antananarivo : manome fe-potoana 1 volana ny ministera mpiahy

SECES Antananarivo : manome fe-potoana 1 volana ny ministera mpiahy

0
SECES Antananarivo : manome fe-potoana 1 volana ny ministera mpiahy

Manome fe-potoana 1 volana ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohahna siantifika ny mpampianatra mpikaroka eo anivon’ny SECES Antananarivo hamaliana ny fitakian’izy ireo. Izay no nivoitra nandritra ny fihaonana teo amin’ny solontenan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny tomponandraikitra avy amin’ny ministeran’ny fampianarana ambony teny Tsimbazaza omaly.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici