KMF/CNOE : Mitaky ny hamoahana ny volavolan-dalàna mialohan’ny andalovany eny amin’ny antenimierampirenena.

0

Tokony ho voatazona ho tanterahana amin’ny taona 2018 hatrany ny fifidianana ho filohampirenena raha ny nambaran’ny KMF/CNOE. Mitaky ihany koa izy ireo ny hamoahana ny volavolan-dalàna, ho fantatry ny rehetra, mialohan’ny andalovany eny amin’ny antenimerampirenena.