Accueil Société SECES Antananarivo : tsy hitondra vahaolana eto Madagasikara ireo mpanelanelana vahiny

SECES Antananarivo : tsy hitondra vahaolana eto Madagasikara ireo mpanelanelana vahiny

0
SECES Antananarivo : tsy hitondra vahaolana eto Madagasikara ireo mpanelanelana vahiny

Naneho hevitra mikasika ny fahatongavan’ireo iraka iraisam-pirenena tonga eto Madagasikara ihany koa ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra. Tsy hitondra na inona na inona ho vahaolana eto amin’ny firenena ny fahatongavan’ireo vahiny ireo, raha ny hevitry ny Malagasy, hoy ny SECES Antananarivo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici