Sehatra tsy miankina – ACD : Ahiana hiantona hatramin’ny fifampidinihana

0

Miakatra hatrany ny raharaha mikasika ny ACD. Manao antso amin’ny fiadidina ny Repoblika ny hijerena io raharaha io ny sehatra tsy miankina ankehitriny. Tokony hanaja ny teny nomeny ny fanjakana araka ny fampitam-baovao navoakan’ny sehatra tsy miankina. EFa nisy ihany koa ny fifampidinihana amin’ny fanaraha-maso ny seranan-tsambo ary izay no tokony ho tohizana, hoy hatrany izy ireo.