Accueil Société Sehatry ny fananan-tany : mitohy ny ady atao amin’ny kolikoly

Sehatry ny fananan-tany : mitohy ny ady atao amin’ny kolikoly

0
Sehatry ny fananan-tany : mitohy ny ady atao amin’ny kolikoly

Ho fanohizana ny ady atao amin’ny kolikoly sy hampangaraharahana ny fitantanana eo amin’ny sehatry ny fananan-tany sy fandrefesan-tany, fitaovana maro samihafa no natolotra avy amin’ny alalan’ny FNF na ny Fonds Nationale Foncier ho an’ny eo anivon’ny DGSF tamin’ity androany ity. Fanohizana ny ezaka sy ny fanatsarana ny fomba fiasa izao raha ny nambaran’ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy.