Sekoly fanabeazana fototra : mitaraina ireo ray aman-drenin’ny mpinatra Ambalasaona Toamasina II

0

Misedra olana goavana ireo sekoly fanabeazana fototra any min’ny tontolo Ambanivohitra eto amintsika. Ohatra amin’izany ny ao Ambalasaona Toamasina faha-2. Fotodrafitr’asa efa nahazoana famatsiam-bola saingy niato hatramin’izao. Ny mpitondra fanjakana sy ireo tomponandraikitra variana amin’ny fihetsiketsehana sy fisehosehoana ety ivelany fotsiny ihany.