Ho hamafisina ny fanaraha-maso ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana manomboka izao sy ho fanatsarana ny tontolon’ny fanabeazana eto amintsika. Hisy ihany ny fanaraha-maso entitra ho an’ireo mpampianatra eny anivon’ny sekoly tsy miankina.