Sekretera jeneraly – OIF : miantso amin’ny fifanantonana

0

Nankasitraka ny finiavana nasehon’ireo filohan’Antoko politika nihaona taminy ny andron’ny omaly ny sekretera jeneralin’ny OIF. Nambarany fa vonona hitady vahaolana hamahana izao disadisa politika izao ireo antoko lehibe eto amin’ny firenena.