SEMM : manaitra ny filoha vaovao izay ho lany eo amin’ny famahana ny olan’ny JIRAMA

0

Tsy azo ekena intsony, hoy ireo mpiasan’ny JIRAMA mivondrona ao amin’ny SEMM ny hiatrehana hatrany ireo olana anatiny maro isan-karazany iainan’izy ireo eo amin’ny lafiny arak’asa ankoatry ireo olana iainan’ity orinasam-panjakana ity izay ny vahoaka hatrany no mizaka ny vokany. Antony fanambarana izay natao omaly ho fanairana ny tomponandraikitra.