Accueil Faits divers Sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja : Mitaky ny fampidirana an’i Claudine Razaimamony am-ponja.

Sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja : Mitaky ny fampidirana an’i Claudine Razaimamony am-ponja.

0
Sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja : Mitaky ny fampidirana an’i Claudine Razaimamony am-ponja.

Mitaky ny hampidirana an’i Claudine Razaimamonjy any am-ponja ny sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja, izay mitaky ihany koa ny fahaleovan-tenan’izy ireo amin’ny asany. Mandoto ny asan’izy ireo raha ny fanazavana ny tsy famonjana azy. Takian’izy ireo ihany koa ankoatra izay ny fitoviana eo amin’ireo voafonja rehetra

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici