Slalom 2ème édition Wynn’s : nanomboka androany

0

Notontosaina teny amin’ny circuit TMF Ivato nanomboka tamin’ity androany ity ny Slalom 2ème édition Wynn’s. Niisa 27 ireo mpanamory nandry ny fiaingana ary hitohy rahampitso ny hetsika