Accueil Politique SMM: hiroso amin’ny fitokonana faobe manomboka rahampitso

SMM: hiroso amin’ny fitokonana faobe manomboka rahampitso

0
SMM: hiroso amin’ny fitokonana faobe manomboka rahampitso

Hitokona ny mpitsara rehetra manerana ny nosy manomboka androany 11 jolay ary haharitra 7 andro io fitokonana faobe io. Antony, mbola tsy misy ny fandraisana andraikitra nataon’ny mpitondra manoloana ny fitakiana nataon’izy ireo. Tsy hisy ihany koa ny service minimum mandritra io 7 andro io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici