SMM: manohitohina ny raharaham-pitsarana ny ataon’ny manam-pahefana

0

Anio no hotanterahana ny fitsarana ny raharaha Rehavana Michel. Tsy tokony hisy ny teritery atao amin’ny mpitsara amin’io raharaha io raha ny fanambarana nataon’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara.