Solombavambahoaka 73 : mangataka ny hanonganana ireo solombavambahoaka namadika palitao

0

Nanatitra requête ho fangatahana fanonganana ireo solombavambahoaka namadika palitao teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana niaraka tamin’ny vahoaka mpitolona. Ny ampahany ihany anefa no voahatitra omaly noho ny fandaminana.