Hihamafy ny fitakiana mandritra ity herinandro ity hoy ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana. Tsy ekena intsony ny fizirizirian’ny mpitondra eo amin’ny fitondrana. Manainga ny vahoaka malagasy rehetra araka izany izy ireo hanatevin-daharana ny fitakiana.