Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : miantso ny fandraisan’andraikitra haingan’ny HCC

0

Voahitsakitsaka ny sosialim-bahoaka, manjaka manerana ny nosy ny tsy fandriam-pahalemana ka tokony hametra-pialana ny filohampirenena hoy ny solombavambahoakan’i Bealanana voafidy tamin’ny antoko Malagasy Miara Miainga. Miantso ny fandraisan’andraikitry ny HCC ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana hamaly ny requête napetrak’izy ireo ny 25 aprily teo.