Accueil Politique Solontenan’ny Antenimierampirenena eny amin’ny CENI : ho fantatra tsy ho ela

Solontenan’ny Antenimierampirenena eny amin’ny CENI : ho fantatra tsy ho ela

0
Solontenan’ny Antenimierampirenena eny amin’ny CENI : ho fantatra tsy ho ela

Ho fantatra ao anatin’ity fivoriana ara-potoan’ny antenimierampirenena ity ny mpikambana izay hisolotena azy ireo eny anivon’ny CENI taorian’ny fametraham-pialan’i Thierry RAKOTONARIVO tsy ho mpikamabana intsony. Fepetra maomaro no takiana ho an’ireo izay hirotsaka hofidiana ami’izany raha ny nambaran’ny solombavambahoaka.