SPAPM – SGM : Hanatanteraka fitokonana manomboka rahampitso

0

Mikasika ny raharaha Houcine Arfa, manahy ny hisian’ny tsindry ny amin’ny famoahana ny didim-pitsarana ny sendikan’ny mpandraharahan’ny Fonja sy ny sendikan’ny mpirakidraharaha araka ny fanambarana navoakan’izy ireo. Hanatanteraka fitokonana fanehoana firaisankina manoloana izany ny mpandraharaha sy ny mpirakidraharahan’ny fonja manomboka androany.