Subvention Communale : napetraka ny « Fond National de Péréquation »

0

Ny fanomezan-danja ny fitsinjaram-pahefana no vina apetrakin’ny filohampirenena ankehitriny. Fanatsarana izay entina hampandrosoana an’i Madagasika. Mampiavaka ny famatsiana ara-bola hoan’ny kaominina amin’izao ny fisian’ny « Fond National de péréquation ».