Subventions : mifanohitra ny ambaran’ny fitondrana sy ireo kaominina

0

Efa nahazo subventions ny kaominina rehetra eto Madagasikara, mandeha tsara ny fitsinjarana izany, omena subventions ihany koa atsy ho atsy ireo eny anivon’ny fokontany. Izay no nambaran’ny praiminisitra. Etsy ankilany anefa, misy ireo kaominina no efa nandritry ny 2 taona no tsy nahazo izay subventions izay.