SYNAD : tsy manaiky ny fanaovana tsinontsinona ataon’ny mpitondra fanjakana

0

Taorian’ny fampiantsoan’ny STAFF Technique teo anivon’ny ministeran’ny asam-panjakana na ny Fop, nanao fanambarana ny SYNAD na ny Syndicat National des Administrateurs Civils fa tsy ankasitrahan’izy ireo ny fanaovana tsinontsinona ny administrateurs civils.