Accueil Politique Tafika an-dranomasina : hamafisina ny fiarovana ny sisin-tany

Tafika an-dranomasina : hamafisina ny fiarovana ny sisin-tany

0
Tafika an-dranomasina : hamafisina ny fiarovana ny sisin-tany

Hanamafy ny paikady fiarovana ny sisin-tany ny tafika an-dranomasina, amin’ny fampiasana ireo fitaovana eo am-pelatanana. Fitaovana izay naranty ho hitan’ny vahoaka malagasy, amin’izao faha 60 taona nijoroan’ny tafika an-dranomasina malagasy izao.