Tafika Malagasy : hasiana toby isaky ny Distrika

0

Tontosa ny maraina to ny lanonana ara-mùiaramila famindram-pahefana teo amin’ny  chef d’État-Major des armées vaovao sy ny teo aloha izay notronin’ny Praiminisitra sy iroe mpikambana eo anivon’ny Governemanta. Fotoana izao hametrahana toby isaky ny distrika raha ny fanazavana.