Accueil Société Tale jeneralin’ny OMACI : saika tsy nanaiky famindran-draharaha

Tale jeneralin’ny OMACI : saika tsy nanaiky famindran-draharaha

0
Tale jeneralin’ny OMACI : saika tsy nanaiky famindran-draharaha

Taorian’ny didy navoakan’ny Fitsarana an-tampony, ny amin’ny fampitsaharana ny mpikambana teo alohan’ny OMACI na (Office Malagasy de Cinema). Niroso tamin’ny famindran-draharaha ny minisitera tomponandrikitra tamin ‘ity androany ity. Nisalasala ary saika tsy hanatanteraka izany ny tale jeneralin’ny OMACI, saingy nanatontosa izany ihany tamin’ny farany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici