Tale jeneraly vaovao ny Bianco: misokatra ny fandraisana ny antontan-taratasy

0

Nisokatra ny Sabotsy teo ny fandraisana ireo antontan-taratasy ho an’ireo hosafidiana ho tale jeneralin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly. Ny 13 mai ny fara fanaterana izay antontan-taratasy izay eny amin’ny comite de sauvegarde de l’ integrité. Ny filohan’ny repoblika no manana ny teny farany, raha ny fanazavana.