Accueil Société Tanim-panjakana-Ivato : misy manorina foto-drafitr’asa

Tanim-panjakana-Ivato : misy manorina foto-drafitr’asa

0
Tanim-panjakana-Ivato : misy manorina foto-drafitr’asa

Misy foto-drafitr’asa miorina eo amin’ny tanim-panjakana ao Ivato amin’izao fotoana izao. Tany izay ilain’ny fanjakana ankehitriny hanorenana fotodrafitrasa iombonana. Tsy hita mazava ny fandraisan’andraikitry ny kaominina Ivato manoloana izany, na eo aza ny fanapahana navoakan’ny fanjakana mampiato ireo fanorenana rehetra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici