Accueil Politique Tany misy ny Villa Elisabeth: Namidin’ny mpitondra tamin’ny 24 janoary 2014

Tany misy ny Villa Elisabeth: Namidin’ny mpitondra tamin’ny 24 janoary 2014

0
Tany misy ny Villa Elisabeth: Namidin’ny mpitondra tamin’ny 24 janoary 2014

Araka ny efa nentina teto amin’ny fampahalalambaovaon’ny KOLO ny herinandro lasa teo, mivoaka ny vaovao samihafa mikasika ny famarotana ny tany misy ny Villa Elisabeth, nonenan’ny filoha teo aloha Zafy Albert. Ny orinasa Madaterrain 0321, no nividy io tany io ary tamin’ny 24 janoary 2014 no nanaovana ny taratasy, araka ny nivoaka tamin’ny gazety mpiseho isanandro La vérité ny asabotsy teo. Maro no dingana tsy mifanjohy amin’ny famarotana io tany io raha ireo antontan-taratasy nivoaka angazety no jerena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici