Taom-baovao Malagasy : hankalazaina ny 04 hatramin’ny 07 Aprily ho avy izao.

0

Mandritra ny 4 andro no hankalazana ny tamo-baovao Malagasy amin’ity taona ity ary hentsika maro samihafa no ho hita mandritra izany. Ny taom-baovao Malagasy izay nanana ny anjara toerany teo anivon’ny fiarahamonina Malagasy ary tsy mijanona amin’ny maha fomba sy kolontsaina azy fotsiny ihany.