Accueil Société Taom-pianarana 2017-2018 : miisa 44 ireo sekoly tsy mainkina hakatona

Taom-pianarana 2017-2018 : miisa 44 ireo sekoly tsy mainkina hakatona

0
Taom-pianarana 2017-2018 : miisa 44 ireo sekoly tsy mainkina hakatona

Miisa 44 ireo sekoly tsy miankina tsy manara-dalàna ka tsy maintsy hakatona amin’ity taom-pianarana ity araka ny nambaran’ny ofisy nasionaly misahana ny fampianarana tsy miankina. Anjaran’ireo ray aman-dreny ny manamarina ny fahazoan-dalana ho an’ireo sekoly mialohan’ny hampidirana ny zanany an-tsekoly amin’ity taona ity.

 

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici