Taranja Tennis : misokatra ny Tennis Performance Madagascar

0

Nampahafantarina tamin’ity androany ity teny Ambohipo ny fisokafan’ny Tennis Performance Madagascar, hampiofanana sy hampianarina ireo mpilalao tennis mahafeno fepetra. Tanjona ny hampiakatra ny lentan’ny tennis fa ihany koa ny hanana mpilalao sangany maneran-tany hisolon-tena an’i Madagasikara.