Taratasin-tany : antoka hampandrosoana ny toekarena sy ny fari-piainan’ny tsirairay.

0

Ady tany no mameno ny 50 hatramin’ny 60 % ny raharaha eny amin’ny fitsarana indrindra ny any amin’ny faritra. Ady tany ihany koa no mampirongatra ny famonoana olona, ny fanafihan-dahalo, sy ny maro hafa. Dingana iray hahafahana mampihena ny tahan’ny ady tany ny fampahafantarana ny mponina ny lalàna mifehy ny fananan-tany sy ny fanasaziana ireo mpibodo tanin’olona