TASK FORCE : nanomboka androany ny fidinana ifotony

0

Nanomboka androany ny fidinana ifotony ao anatin’ny hetsika Task Force ho fanentanana ireo mpampiasa hanara- dalàna eo amin’ny lafiny fiahiana ara- tsosialin’ ireo mpiasa. Hita tao anatin’ny andro voalohany ity fa saika tsy mahafeno fepetra avokoa ireo vahiny mivarotra sy mampiasa olona eny Behoririka.