Accueil Société Tb : MATSF : maro ny tanjona ho tratrarina

Tb : MATSF : maro ny tanjona ho tratrarina

0
Tb : MATSF : maro ny tanjona ho tratrarina

Tsy maintsy hirosoana ny fanavaozana sy ny fametrahana ny drafi-panajariana ny tanàna manerana ny Nosy. Laharampahamehana tanterahin’ny eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany sy ny fananan-tany izany araka ireo tetikasa efa mandeha sy tanterahina ankehitriny. Ankoatra io, maro no tanjona tratrarina amin’ity taona ity.