Tetibola ifarimbonana: vitsy no mahalala ny fahombiazany

0

Tsy ampy ny fampahafantaran’ny ministeran’ny atitany momba ny Tetibola ifarimbonana eny anivon’ireo kaominina. Miantoka ny fampandrosoana io tetibola ifandrimbonana io ary mitombo avo roa heny ny tombatomban’ny tetikasa raha ny fanazavan’ny ben’ny tanàna iray.