Tetibolam-panjakana : mbola tsy misy ny fifandanjana

0

Mbola sarotra ny hisian’ny fifandanjana eo amin’ny vola miditra sy vola mivoaka amin’ny fanjakana raha ny nambaran’ny mpahay toe-karena iray. Antony, ambany ny tahan’ny fandoavan-ketra izay isan’ny mameno ny vola miditra amin’ny fanjakana.