Accueil Faits divers Tetikasa fanavaozana ny Rova: misy ambaratonga tsy azo dinganina ara-tantara

Tetikasa fanavaozana ny Rova: misy ambaratonga tsy azo dinganina ara-tantara

0
Tetikasa fanavaozana ny Rova: misy ambaratonga tsy azo dinganina ara-tantara

Pejin’ny kolontsaina. Misy ambaratongan’olona tsy azo dinganina eo amin’ny lafiny ara-tantara vao azo atao ny manavao na mikitika ny Rova. Fanafainganana ny asa no anton’ny hirosoana amin’ny fakan-kevitr’ireo mpisehatra eo anivon’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici