Accueil Economie TETIKASA FANDROSO : nahazo fanampiana 20 tapitrisa sy 5 hetsy Euros i Madagasikara

TETIKASA FANDROSO : nahazo fanampiana 20 tapitrisa sy 5 hetsy Euros i Madagasikara

0
TETIKASA FANDROSO : nahazo fanampiana 20 tapitrisa sy 5 hetsy Euros i Madagasikara

Nahazo fanohanana ara-bola manodidina ny 20 Tapitrisa sy 5 Hetsy Euros avy amin’ny Vondrona Eropeana hanohanana ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana i Madagasikara. Araka ny fanazavana azo nandritra ny fampahafantarana ara-pomba ofisialy ny fanombohan’ity tetikasa FANDROSO ity, tsy latsaky ny 4 arivo ny tetikasana tantsaha ezahana hisitraka ny fanohanana.