Toamasina : manjaka indray ny sinto-mahery sy fanafihana

0

Manomboka miverina indray ny sinto mahery mahery vaika ao antampontananan’i Toamasina ao amin’izao fotoana izao. Tao amin’ny fokontany Ankirihiry Toamasina, mpiambina tranombarotra iray no voatsindrona antsy teo akaikin’ny fony rehefa namonjy vehivavy iray niharan’ny sinto-mahery omaly ariva tokony tamin’ny 06 ora.