Toamasina : napetraka ny « autoclave » ao amin’ny CHU Analakininina

0

Hisitraka ny fampiasana ny « Autoclave » lehibe  ny eo anivon’ny CHU roa tonta ao Toamasina, vokatry ny Fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Fahasalamana sy ny PNUD. Hanampy amin’ny fandevonana ireo fako medikaly sy hanadiovana ireo fitavana fampiasa amin’ny fitsaboana aretina ity fitaovana ity raha ny nambaran’ireo tomponandraikitra.