Toamasina : niverina nanao fitokonana ireo mpitondra « tuc tuc »

0

Niverina nanohy fitokonana teo amin’ny torapasika anoloan’ny Auximad ireo mpisehatra amin’ny Tuc Tuc ao Toamasina androany. 3 Andro taorian’ny fetin’ny Paska izay tsy namelana azy ireo hitondra Tuc Tuc hivoaka ny faritra, hitsangatsangana miaraka @ ankohonany.