TOAMASINA: tafatsoaka tao amin’ny Violon nitazonana azy ilay gadra nitsoaka

0

Androany vao maraina be, tafaporitsaka fanindroany tao amin’ny Violon nitazonana azy indray i Rajoelison Jean Chris (na i Mainty), iray tamin’ireo voafonja nitsoaka ny fonjan’Ambalatavoahangy omaly antoandro. Tsy hita avokoa arka izany ireo telo lahy nitsoaka ny Fonja omaly ary mitohy ny fikarohana.