Toamasina : « Tuctuc » miisa 19 no naiditra fourrière

0

Fitaterana ao antampon-tanànan’ny Toamasina Renivohitra Tuctuc miisa 19 no naiditra fourrière, raha ny tatitra avy any an-toerana. Ny tsy fanajana ny fepetra napetraka no anton’io raha ny fanazavana.