Toby famokarana herinaratra azo avy amin’ny masoandro – Ampatolampy : an’ny fanjakana sa tsy miankina?

0

Nanaitra ny mpanara-baovao ny filazan’ny filohampirenena nandritra ny fitokanana ny  Toby famokarana herinaratra azo avy amin’ny masoandro tao Ampatolampy ny sabotsy teo fa tetikasan’ny filohampirenena izany. Raha ny fantatra anefa ny orinasa tsy miankina GREEEN YELLOW no nanangana sy mitantana izany. Takiana ny hisehoan’ny mangarahara anatin’izany raha ny fanadihadiana natao.