Accueil Société Toliara: ahiana hiteraka fatiantoka ho an’ireo mpitatitra ny fiakaran’ny vidin-tsolika

Toliara: ahiana hiteraka fatiantoka ho an’ireo mpitatitra ny fiakaran’ny vidin-tsolika

0
Toliara: ahiana hiteraka fatiantoka ho an’ireo mpitatitra ny fiakaran’ny vidin-tsolika

Manoloana ny fiakaran’ny vidin-tsolika misy ankehitriny, misedra olana ireo mpitatitra ao Toliara. Miandrandra vahaolana maika avy amin’ny tompon’andraikitra mahefa izy ireo.