Accueil Culture Trano fonenana – Rainilaiarivony : haverina amin’ny laoniny

Trano fonenana – Rainilaiarivony : haverina amin’ny laoniny

0
Trano fonenana – Rainilaiarivony : haverina amin’ny laoniny

Hanomboka tsy ho ela ny asa fanarenana ny trano fonenan’ny Praiministra Rainilaiarivony eny AMBODITSIRY. Io no nisongadina nandritra ny fitsidihan’ny minisitera tomponandraikitra sy ny solontenan’ny masoivohon’i Japon teny an-toerana. Nanamafy ny fahavononany hiara hiasa amin’ny ministera tomponandraikitra ihany koa ny taranaky ny Praminisitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici