Accueil Politique Tromelin : nahemotra ny fandinihina ny fiaraha-mitantana teo anivon’ny Antenimiera Frantsay.

Tromelin : nahemotra ny fandinihina ny fiaraha-mitantana teo anivon’ny Antenimiera Frantsay.

0
Tromelin : nahemotra ny fandinihina ny fiaraha-mitantana teo anivon’ny Antenimiera Frantsay.

Nahemotra amin’ny daty tsy voatondro ny fandinihan’ny parlemanta frantsay ny fifanarahana fiaraha-mitantana an’i Tromelin, nosy kely aty amin’ny ranomasimbe Indiana, eo amin’i Frantsa sy Maurice. Ny fifampidinihana eo amin’ny Malagasy sy ny Frantsay no vahaolana, hoy ny hetsik’ireo mitaky ny famerenana ny nosy Malagasy na iles éparses.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici