Accueil Politique Trondro maty tao Taolagnaro : efa nivoaka ny ampahany tamin’ny fanadihadiana

Trondro maty tao Taolagnaro : efa nivoaka ny ampahany tamin’ny fanadihadiana

0
Trondro maty tao Taolagnaro : efa nivoaka ny ampahany tamin’ny fanadihadiana

Samy nanao ny fanadihadiana mahakasika ny antony nahafaty ireo trondro tany Andrakaraka avokoa ny fanjakana Malagasy sy ny teo anivon’ny orinasa QMM hoy ny Minisitry ny rano androany. Efa nivaly amin’ny ampahany ny valin’ny fanadihadiana ary fantatra fa nisy ny tsy fanarahana ny fenitra nataon’ny orinasa QMM.